Tsiakoraka - Namana

Verse 1
Misy misioka any an-tokotany any, namana !
Misy miantso eny an-dalambe eny, namana !

Chorus
Namana ireo, tena namana
Solon-drahalahy tsy mba nananana
Namana ireo, tena namana
Namana ireo, tsy mba namanamana

Verse 2
Itantaranao ny zava-manjo, namana
Mampahery sy mampitraka ny loha, namana !

Chorus

Verse 3
Mitsikitsiky ao anatin'ny maro, namana !
Mampievina raha sendra mahatsiaro, namana !

Chorus


(Translation later. Stay tuned)