|
|
| POEMS |
Tia Ahy Izy |
By Tina
April 6, 2005 |
|
| |
A plant under the ocean
Photo:
Sergio
|
Ho feno hafaliana ny andro iainako
Raha toa ka henoinao izany fitarainako
Rehefa tsy misy vaovao avy aty aminao
Toa maizina tanteraka izao tontolo izao
Fa hoy ianao tamiko, amafiso ny saina
Dia fafao ny ranomaso, matokia sombin'aina
Fa teny indraimbava, tsy misy resaka lava
Tia ahy ianao , no nivoaka ny vava
Toa tsy mino aho, nofiko ary ve izany?
Niriko hatramin'ny ela, toa tanteraka ihany.
|
|
|
| |
| Print [ PDF ] | Share |
 |
|
Today is Friday September 03, 2010
This page last modified Monday September 21, 2009
|
|
|